Jereo eo amin'i askubuntu.com ho an'ny valin'ny fanontanianao rehetra mikasika an'i Ubuntu, mety efa voavaly ao ny fanontanianao, raha tsy izany dia hahita mpilatsaka an-tsitrapo tia hanampy anao. Ho an'ny fanontaniana be kokoa dia vangio ubuntu.com/support.